|
|
|
|

Teny iditra1 mahatakatra
Fototeny  2takatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to be able to reach; to understand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5être capable d'atteindre; comprendre. [1.8]
Ohatra  6 Ny hevitry ny maro mahatakatra ny lavitra. [2.298#]
7 Fa misy koa tsy mahatakatra kavim-bolamena ka manao kavim-barahina. [2.436#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11mahataka-davitra
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02