|
|
|
|

Teny iditra1 tain' omby mivadika
Singan-teny  2tay, 3omby, 4mivadika
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay.
7(Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12