|
|
|
|

Teny iditra1 taim-barahina
Singan-teny  2tay, 3varahina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5(taimbarahina) poizina ateraky ny ôksidan'ny varahina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6vert-de-gris. [1.5]
7(taimbarahina) vert-de-gris. [1.13]
Tsipelina hafa  8taimbarahina
Tovy hevitra  9varahimaitso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12