|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 taikombindoha
Singan-teny  2tay, 3omby, 4loha
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Hofakofaka mainty mitakovana amin' ny lohan-jazakely ka mety miendaka ho azy na kikisana mba hiala. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7teigne, pellicule noire du crâne. [1.13]
Voambolana  8 Fahasalamana
Tsipelina hafa  9taikombin-doha

Teny iditra (2/2)10 taikombindoha
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12croûte de lait. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02