|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafatody |
| Fototeny | 2tody |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qui est entré au port.
[1.3#706] |
| Ohatra |
5 Rahampitso maraina isika miverina, hoy Bina, nony tafatody ny lakana.
[2.499#16]
6 Androany Zoma, dia tafatody soa aman-tsara tao Morosy ny Swallow, sambo nitondra ny Misionera. [2.649#1.017] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|