|
|
|
|

Teny iditra1 tafarina
Fototeny  2arina
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4set up straight. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5qui s'est mis sur son séant, qui s'est relevé. [1.3]
Ohatra  6 ary intelo tafatsipika izy vao tafarina. [2.69]
7 tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
8 Tsy antony tokana, hoy Zaka tafarina, fa antony famenony. [2.5]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 atrifana, 14 fanaitra, 15 faritana, 16 fatraina, 17 fatrania, 18 fianatra, 19 fiatrana, 20 fitarana, 21 tafarina, 22 tarafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02