|
|
|
|

Teny iditra1 tadivavarana
Singan-teny  2tady, 3vavarana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [tady vavarana] 6a noose. [1.2]
Ohatra  7 Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Tovy hevitra  8tady voavarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11