|
|
|
|

Teny iditra1 vavarana
Fototeny  2vavatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tatahana kely.
5Vahana, velarina.
6Aseho, ambara, aposaka. [1.1]
Ohatra  7 Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy. [2.895#]
8 Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  14 varavaña, 15 vavarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11