|
|
|
|

Teny iditra1 taboika
Fototeny  2boika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny. [1.10#B293]
5Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika. [1.1]
6renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7a bubble, an air bubble.
8Compare taboaka, boiboika. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9jaillissement de l'eau d'une source. [1.3#638]
10résurgence. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  14boiboika, boika, taboi-drano

Fivaditsoratra  15 Akitoba, 16 taboika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31