|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sovoka alina |
| Singan-teny | 2sovoka, 3alina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5famelezan' ny fahavalo amin' ny alina; ilazana koa ny fiavian' ny orana amin' ny alina.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|