|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sorena |
| Fototeny | 2sory |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Azon' alahelohelo miaraka amin' ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin' ny nahalasanan' ny zokiny.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany.
[2.470]
|
| Fivaditsoratra | 6 serano, 7 sonera, 8 sorena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|