|
|
|
|

Teny iditra1 sondrovaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano.
4Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony.
5Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana.
6Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  25 kofona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19