|
|
|
|
Teny iditra
1
manasondrovaka
Fototeny
2
sondrovaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandentika zavatra tsy mahitsy tsara fa mivilana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manasondrovaka
6
Ny lasa :
nanasondrovaka
7
Ny hoavy :
hanasondrovaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12