|
|
|
|

Teny iditra1 misondrovaka
Fototeny  2sondrovaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka.
5Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12