|
|
|
|

Teny iditra1 solovozona
Singan-teny  2solo, 3vozona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5Col de chemise postiche. [1.3]
Ohatra  6 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499#]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Voambolana  9 Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12