|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solontena |
| Singan-teny | 2solo, 3tena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a delegate, a representative.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7représentant.
[1.8, 1.13] 8délégué. [1.8] |
| Ohatra |
9 Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa.
[2.508]
10 Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. [2.356] 11 Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. [2.114] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|