|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solompenakoho |
| Singan-teny | 2solo, 3fe, 4akoho |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho.
[2.48]
|
| Mpanahaka | 9 solombodiakoho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|