|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solombodiakoho |
| Singan-teny | 2solo, 3vody, 4akoho |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7(solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû.
[1.3] 9(solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle. [1.8] |
| Ohatra |
10 Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy.
[1.369#]
|
| Mpanahaka | 11 solompenakoho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|