|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solomaso |
| Singan-teny | 2solo, 3maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a pair of spectacles.
[1.2.en#583] 7spectacles. [1.7.en#87] 8glasses. [1.53.en#71] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9lunettes.
[1.8#81, 1.5#266] |
| Ohatra |
10 Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana.
[2.472]
11 Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana. [2.356#29] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|