|
|
|
|

Teny iditra1 solanga
Fototeny  2langa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra -- indrindra ny volo na ny tandroka -- miakatra mankany ivoho: Volo solanga. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5dont la pointe, le sommet est recourbé en arrière, comme les cornes de certains boeufs, comme les cheveux qui se dressent sur le front et se recourbent en arrière, comme un couteau dont la pointe est recourbée en arrière. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  24 Toe-karena: fiompiana
Kamban-teny rehetra  25solanga mihajoko
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  27 Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  28 langaso, 29 solanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02