|
|
|
|

Teny iditra1 fisolanga
Fototeny  2solanga
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran'ny zavatra misolanga na miainga dia milavo any aoriana; toetran'ny tandrok'omby somary mankany ivoho ny lohany.. [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5 Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12