|
|
|
|

Teny iditra1 solangaina
Fototeny  2solanga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(volo) Akarina eo ambony handrina dia ampandrina atao milavo any aoriana.
5(antsy) Atao miforitra any aoriana ny tendrony. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 isolangana, 11 laingosana, 12 solangaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12