|
|
|
|

Teny iditra1 soamarandrana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana ilazana ny tanavavy.
4(Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny). [1.1]
Voambolana  5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  6 kamaitso, 7 kamarabe, 8 kamora, 9 tanavavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31