|
|
|
|

Teny iditra1 kamaitso
Fototeny  2maitso
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Anarana ilazana ny tanavavy raha mbola kely sy maitso volo izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5la femelle du caméléon quand elle est verte. [1.3]
Voambolana  6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  7 kamarabe, 8 kamora, 9 soamarandrana, 10 tanavavy

Fivaditsoratra  11 kamaitso, 12 kimaotsa, 13 masôkita, 14 matokisa, 15 matsioka, 16 mitosaka, 17 mitsakoa, 18 mitsaoka, 19 mitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31