|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kamarabe
Singan-teny  2kamara, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Femelle de caméléon. [2.415]
Voambolana  7 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  8 kamaitso, 9 kamora, 10 soamarandrana, 11 tanavavy

Teny iditra (2/2)12 kamarabe
Singan-teny  13kamara, 14be
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16Se disait des épouses méchantes. [2.415]
Ohatra  17 ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12