|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 sivana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Filaminana, filaharana. [1.1]
Kamban-teny rehetra  4mandrava sivana

Teny iditra (2/3)5 sivana
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin' ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan' ny vongana mafy. [1.1]
8fitaovana fanatantavanana voa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9crible pour le sable. [1.8]
10filtre.
11tamis. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  26 fanatantavanana, 27 masoarivo, 28 tantavana

Teny iditra (3/3)29 Sivana
Sokajin-teny  30 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  31Sivan. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  32Sivân. [2.996]
Voambolana  33 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  34Toko sy andininy momba Sivana

Fivaditsoratra  35 sinava, 36 Sivana, sivana, 37 vasany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02