|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sivanina |
| Fototeny | 2sivana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto.
5Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be sieved, as sand.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on tamise.
[1.8] |
| Ohatra |
8 sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 sinivana, 14 sivanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|