|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sitranina |
| Fototeny | 2sitrana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha.
5Afahana amin' ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be healed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on guérit.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy sitranina.
[2.472]
9 dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 anantsiry, 15 antsirina, 16 sarintany, 17 sinitrana, 18 siran-tany, 19 sitranina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|