|
|
|
|

Teny iditra1 sitrano
Fototeny  2sitrana
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sitranina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 sitrano aloha ny ferinao vao mandeha [1.1]
5 sitrano ny zanako, dokotera [1.1]

Fivaditsoratra  6 antsory, 7 rotsina, 8 sarinto, 9 satrony, 10 sitrano, 11 trisona, 12 trosina, 13 tsorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12