|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sisina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra.
4Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a border [Malay sisih, side, quarter].
[1.2] 6the edge, the border. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7le bord, la lisière, la frontière.
[1.3#611] 8bord. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 18sisiny |
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 sisina |
| Fototeny | 22sisy |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 31 sisina |
| Fototeny | 32sisy |
| Sokajin-teny | 33 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35to be straightened.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36qu'on redresse.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 41 siansy, 42 sinasy, 43 sinisa, 44 sisina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|