|
|
|
|
Teny iditra
1
sisinana
Fototeny
2
si
sina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
(lamba) Asiana sisiny:
Sisino dantelina ity akanjo-mandrinao ity
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
sisinana
, sisinako, sisinanao, sisinany, sisinantsika, sisinanay, sisinanareo, sisinan', sisinan-, sisinam-,
sisina-
6
Ny lasa :
nosisinana, nosisinako, nosisinanao, nosisinany, nosisinantsika, nosisinanay, nosisinanareo, nosisinan', nosisinan-, nosisinam-, nosisina-
7
Ny hoavy :
hosisinana, hosisinako, hosisinanao, hosisinany, hosisinantsika, hosisinanay, hosisinanareo, hosisinan', hosisinan-, hosisinam-, hosisina-
8
Filaza mandidy :
sisino
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12