|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 siramamy |
| Singan-teny | 2sira, 3mamy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Vovo-java-mamy amboarina avy amin' ny fary na ny beteravy ka ampiasaina mba hanome tsiro mamy, indrindra ny zava-pisotro toy ny kafe, dite, ravimboafotsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6sugar.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7sucre.
[1.8] 8Nom de sucre raffiné ; cristallisé ou en morceaux. 9Dans ce dernier cas, on précise généralement vato siramamy.. [1.196] |
| Ohatra |
10 Azo lazaina ho tarika efatra no mpanao siramamy ao an-tanàna.
[2.470]
11 Ilana siramamy mantsy io. [2.472] |
| Voambolana | 12 Toe-karena: hanina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|