|
|
|
|

Teny iditra1  sintony (sintona)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sintonina
Ohatra  3  sintony mafy ny tady ho henjana [1.1]
4  sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga [1.1]
5  sintony ny vatasarihana [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra
Sary 
7 

Fivaditsoratra  8  intsony, sintony

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31