|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misaosao |
| Fototeny | 2saosao |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy.
5Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho. 6Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|