|
|
|
|

Teny iditra1 saobakaka ambody riana
Singan-teny  2saobakaka, 3ambody, 4riana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12