|
|
|
|

Teny iditra1 saobakaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a large frog, sometimes called a toad. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5grosse grenouille, parfois appelé crapaud. [1.8]
Voambolana  6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  7sabakaka
Kamban-teny rehetra  8saobakaka ambody riana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02