|
|
|
|

Teny iditra1 ambody
Fototeny  2vody
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin' ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody hazo no nahitako azy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5(am-body) see vody.. [1.2]
Ohatra  6 Eto ambody aviavy no iainako an'izany. [1.225#]
7 Nikisaka niampify tao ambody hazo izy roalahy. [2.895#120]
8 Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69#244]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
Mpanahaka  10 antanana, 11 tratehaka
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 ambody, 14 madoby, 15 miboda

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08