|
|
|
|

Teny iditra1 atriatry
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala.
4Amin' ny hevitra an' ohatra, dia azo raisina hoe "Tsy ambony tsy ambany", nahatonga ilay fitenenana hoe "Atriatry ohatra ny traingon' alika" mitovy amin' ny hoe "Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny malahelo". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5of medium size or age; moderate; neither the one nor the other; to be either too small or too large; in uncertainty between two measures.
6See salasala.. [1.2]
Kamban-teny rehetra  7vary atriatry

Fivaditsoratra  8 atriatry, 9 ratiraty, 10 ritarita

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08