|
|
|
|

Teny iditra1 sakafo mandroa-bahiny
Singan-teny  2sakafo, 3mandraoka, 4vahiny
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6sakafo omanina ela loatra ka tsy andrin' ny vahiny ary dia toy ny manery azy handeha. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12