|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandraoka |
| Fototeny | 2raoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika.
5hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any. 6Mipaoka, mifaoka zavatr' olona. 7Mamabo, manosy (fananan' olona). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to gather, to collect..
[1.2] 9to gather together in a mass; to seize. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10ramasser en une masse; saisir.
[1.8] |
| Ohatra |
11 Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana.
[4.27#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16sakafo mandroa-bahiny |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 mandaroka, 19 mandraoka, 20 mandroaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|