|
|
|
|

Teny iditra1 safotany
Singan-teny  2safotra, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5aretina tsy dia manahoana loatra nefa mahavoa ny olon-drehetra; po-tany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6maladie épidémique. [1.54]
Voambolana  7 Fahasalamana

Fivaditsoratra  8 fotsiana, 9 itsofana, 10 safotany, 11 safotina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12