|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao.
4Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina. 5Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny. 6Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. 7á. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8flooded; confused; overcome or faint.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée).
10couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse). 11couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte). 12accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse). 13comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie). 14interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit). 15qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre). [1.3] 16inondé. 17confus. 18qui s'évanouit. [1.8] |
| Ohatra |
19 niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 33Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 34 fatsora, 35 fosatra, 36 safotra, 37 tsara fo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|