|
|
|
|

Teny iditra1 safosafo
Fototeny  2safo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io.
5Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho.
6Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a caress, the act of stroking. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8action de caresser de la main. [1.8]
Ohatra  9 safosafo loha sy tambitamby no azony [2.470]
10 Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#102]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  16 famalifaliana, 17 fanambatambazana, 18 fanejokejoana, 19 fanojikojiana, 20 fanolikolena, 21 kolikoly, 22 tambitamby, 23 tambitamby, 24 tehatehaka

Fivaditsoratra  25 fosafosa, 26 safosafo, 27 sofasofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31