|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misafosafo |
| Fototeny | 2safosafo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa.
5Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro. 6Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to caress, to stroke or pat affectionately.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8caresser avec la main, passer la main dessus.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 mifosafosa, 14 misafosafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|