|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safosafoina |
| Fototeny | 2safosafo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lambolamboina amin' ny tanana.
5Kasihina, tenenina kely fotsiny: Nosafosafoiny fotsiny ny amin' ny toe-karena, fa ny politika no noresahiny be. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be caressed, to be stroked gently.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on caresse de la main.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 fosafosaina, 13 safosafoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|