|
|
|
|

Teny iditra1  safononoka
Singan-teny  2 safotra, 3 nonoka
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny
6 Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [safo-nonoka] brimful (of a river in spate) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 [safo-nonoka] plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3]
9 [safo-nonoka] plein jusqu'au bord [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04