|
|
|
|

Teny iditra1 sadasada
Fototeny  2sada
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4speckled, of mixed color. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5moucheté. [1.3]
6tacheté, bariolé. [1.8]
Ohatra  7 Papango sadasada va ity lovako, ka ifandafaran' ny papango avy hatraiza hatraiza? [2.996]
8 Ary izany dia mbola fahavoazana iray hafa koa nateraky ny fianarana sadasada novimbinin'ny fanjana-hantany. [2.503]
Tovy hevitra  9sada
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02