|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sada |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza loko roa volo ka ny iray fotsy: Sada mainty (fotsy sy mainty); sada mena (fotsy sy mena).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4speckled, of mixed color.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5tacheté.
[1.3, 1.8] 6marqueté, dont la leau, le poil, les plumes onr deux couleurs. 7figuré: qui n'est pas tout à fait vrai, juste. [1.3] 8bariolé. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10sadasada |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|