|
|
|
|

Teny iditra1 mitsiatsiaka
Fototeny  2tsiatsiaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 mitsiatsiaka ny akanga ambony tranon-dRatiankolazaina
tsy atodiny ry lahy tsy akaniny
fa ny tiana hiany no mampifehifehy
[2.131]

Fivaditsoratra  5 matsaitsaiky, 6 mitsaitsaika, 7 mitsiatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21