|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitriatra |
| Fototeny | 2triatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rovitra, tataka, mitataka: Mitriatra ny pataloany.
5Mitsefaka, miveraka, mivava: Nitriatra ny tamboho voan' ny balan-tafondro. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9vato mitriatra |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|